Dikan'ny teny : volaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (vola)-mt. ih. (uglĂ o): Amidy mba ho tonga vola: Milaza tsy manam-bola ianao, nefa manan-trano; raha izaho ianao, volaiko ilay trano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel