Dikan'ny teny : volavolaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (volavola) mt. ih. (volavolao): Atao boribory ohatra ny volavola: Nouolauolainy ny feta dia nataony sarin'omby. ~ Eritreretina, alaina ambony alaina ambany, avadibadika: Efa novolauolainao tsara ve izany fikasanao izany? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel