Dikan'ny teny : volimbolina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Enti-milaza zavatra miolanolana na miolikolika; tambolina. - t.i.f.: Avolimbolina, voavolimbolina 1 mamolimbolina, famolimbolina, mpamolimbolina / amolimbolenana, f am olimbolenana 1 mivolimbolina, fivolimbolina, mpivolimbolina 1 mahavolimbolina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel