Dikan'ny teny : volombava

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Volo maniry eo ambonin'ny molotra ambony: Rehefa miresaka Rangahy io, jereo tsara fa aolanolany ny volombavany, 1 h.i.: Ny volo manixy eo ambanY saoka, izay atao hoe "Volon-tsômaka" amin'ny tena anarany: Ingahibe be volombava. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel