Dikan'ny teny : volovolo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Havana akaiky (io teny io dia ampiasaina miaraka amin'nY "Tay"): Tsy taovana tsy volovolo: Tsy havana tsy inon-tsy !no-na. Vomanga a,: ZavamanirY mandady. fihinana ny raviny sy ny vodiny. Maro karazana ny vomanga dia ny: Vo mangafalad iangisa: karazam-bomanga izay miendrika faladian-gisa ny raviny; vomangahoda: vomanga kely ladina; vomanga masombika: misy kinifinifiny ny raviny; vomangambato: sarisarimbomanga; vomangamena, vomangamenaty, vomangaringitra, vomangasidina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel