Dikan'ny teny : vona

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Tonon-kofehy na tady, afatotra amin'ny tenany: Asio vona ny zoro mosaranao mba hahatsiarouanao ny hafatra. - t.i.f.: Avons, voavonal mam8na, fambna, mpamdns •l amonana, famonana 1 mivona, fivona 1 ivonana, fivonana 1 mahavona 1 vombona. - F.-p.: Vom-bolo: ny fototry ny volo nobangoina. / Vom-pisaka: fomba fibango volo. / Von'ah{tra: ahitra na-siffla fototra mibokoboko. I Von-kofehy: kofehy misy tonony mifatotra. / Von-kotrana: fomba fambango vo-Io. / Von-tady: tady misy tonony na nasiana fototra mibokoboko, fantatra indrindra tamin'ny andro taloha teo amin'ny dinam-pokonolona. (Tao an-tranon' ny ben'ny tanàna, dia nisY tady navbna mba ho fampahatsiahivana sy ho antoky ny fahatanterahan'ny dina ka teo no nanome toky ny fokonolona: "Tsy miova vontady amin'ny dina nifanaovana izahay"). / Von- teny: fahafahana amin'ny teny nataon'ny Razana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel