Dikan'ny teny : vondrona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry fandrary ho tsihy na harona ary ahazoana lavenona mamimamy toa sira (sira vondrona). ? Fitambaran-javatra mikambana ho antontany iray na ho amboara iray. • Fitambaram-piangonana na firaisam-pokontany vitsivitsy iray fileovana (ity faharoa dia matetika atao hoe fivondronana). 6 Avondrona, voavondrona / mivondrona, fivondrona, mpivondrona / ivondronana, fivondronana I vondrombondrona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel