1 Jer. Vongaingy. Vongika a,: Fitondrana zavamavesatra. - t.i.f.: Vongehina, avongika, voavongika; tafavongika / mamongika, famongfka, mpamongika / amongehana, famongehana / mivongika, fivongika, mpivongika 1 ivongehana, fivongehana / mahavongika.
Ahitsio