Dikan'ny teny : vonoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (vono) mt, ih. (vo-no y): Kapohina, asiana, velesina: Nahoana no vonoin' Ikoto foana ny zanako? 1 Alana aina: Novonoin'ny jiolahy tany anaty lobolobo tany izy, 1 Tsofina: Vonoy ny jiro. 1 Foanana: Efa nouonoina ity lalana ity, 1 Kosehina tsy hisy: Efa novonoina ny anaran' ny zanakao fa iray volana izy tsy tonga. 1 Anesorana (..,) ny karama: Novonoina ariary zato io mpiasa io fa nanapaka ts? ara-dabàna. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel