Dikan'ny teny : vonona

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Vita fiomanana hanao na hitsena zavatra izay mety ho tonga na ampoizina ho tonga: Vononkiady ny firenena, 1 Voaomana, vita, voamboatra: E-fa vonona ny sakafo. / t.Lf.: Vononina, voavonona / mamonona, famonona, mpamonona / amononana, famononana / mivonona, fivonona 1 ivononana, fivononana / mahavonona / vonombonona. - F,-p.: Mamantam-bonona: tsy misahirana na misasatra manangona fa vao tonga dia mahita izay ilaina. ΒΆ M,h,: Mivonona, miomana, misikina, miatrana, manatxika Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel