Dikan'ny teny : vonono

Hampiditra dikany vaovao
1 (v-on-ono) mt, ih. misy sisika on: Voavono, taperina ny aina, vonoina: Bibiiava vonono: tsy tongotra hitsipaka, tsy tahana handrangotra, fa Andriamanitra no andrasana (Ohab.): Entimilaza ny fisian'ny tody, na koa ny fombàn'Andriamanitra an'ireo malemy sy osa, izay tsy manan-kanoherana ireo mpanao tsindry hazo le-na na kely tsy mba mamindro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel