Dikan'ny teny : vonosotry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fomba fitsapana ny tangena amin'ny akohokely mba hampisehoana fa ny tangena dia mpitsara mahay: akohokely roa no alain' ny mpanozondoha ka ampisotrojny tangena efa tokoaviny mialoha avy, ka ilay voalohany tokoaviny ho faty dia maty; ilay faharoa kosa, tokoaviny ho velona dia velona (araks ny filazan'ny tantara, dia nisy fomba miafina namonoan'ilay mpanozondoha ilay akohokely voalohany, fa tsy ny herin'ny tangena akory no mahafaty azy). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel