Dikan'ny teny : vontosana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vonto) mt. ih. (vontosy): Atao tantera-drano, bobo-drano: Vontosy rano ity lamba ity. ? Hosorana manontolo: Vontosy menaka ny lamosiko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel