Dikan'ny teny : voraka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Boraka, mivaha: Voraka ny fehikiraroko. ~ Miveraberaka; tsy mihaja: Hehy voraka. • a.: Famborahana ny ao am-po, ny ao an-tsaina. - t.i.f.: Vorahina, voavoraka / mamoraka, famoraka, mpamoraka / amorahana, famorahana / mivoraka, fivoraka, mpivoraka / ivorahana, fivorahana / mahavoraka I voraboraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel