Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : vorombato
a.: Anaran'akoholaby mahery miady fahizay, izay karazan'akoho vaventy ary somary mifaingoka ohatra ny an'ny boloky ny vavany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha