Dikan'ny teny : voronandrano

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazamborona, toy ny angaka, arosy... mivelona eny amin'ny hetrina; toy izao ny toetoetra manokana ananan'ny voronandrano: fohy ny tongony fa mafy ny hoho amin' ny loha rantsany ary misy hoditra manify mampikambana ny rantsana efatra ho toy ny fivoy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel