Dikan'ny teny : vorondreo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin'ny elany; mitaraindraina toa mampalahelo ny feon'ny vorondreo ka heverin'ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel