Dikan'ny teny : vorotra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Voritra a.: Fototry ny vihy. Ahitsio
2 a.: Potika na sombinjavatra tsy misy nana azy intsony. - F.-p.: Voro-damba: ny lamba efa rovitra sy potika ka tsy misy asany loatra intsony raha taffna. / Voro-drongony, uoro-jiafotsy, voro-kiraro: ilazana ny lamba rongony sy ny jiafotsy ary ny kiraro izay samy efa tonta sy rovitra tsy azo atao inona loatra intsony. / Voro-kitsay: tapa-damba tonta sady maloto no rovitra. / Voro-tsihy: ny tsihy efa rovidrovitra sady tonta. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel