Dikan'ny teny : vositra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t. sy a.: Biby izay namboarina mba tsy ho afaka hiteraka intsony, ka amin'ny lahy, esorina ny an• gorony na ankonjony, ary amin'ny vavy, alana ny fonosan'atodiny: Akoholahy vositra. 1 t.if.r Vosirina, voavositra / mamositra, famositra, mpamositra I amosirana, famosirana / mahavositra. - F,-p,: Omby vositra: omby efa namboarina tsy halain-taranaka fa hohatavezina fotsiny. / Vosi-dronono: ny zanak'omby nodidiana raits mbola kely. / Vosi-Janahary: efa voavositra hatrany an-kibon-dreniny. / Vosi-malaza: anarana ilazana ireo omby vositra matavy sady makadiry izay atao fanomezana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel