Dikan'ny teny : vovô
1.
a.: Ny feon'ny alika mitady hanaikitra na visvln mampitahotra: Raha vao mandre oouàn'alika izy dia mandositra. - bwixnlu t.i.f.: Vovozina ajxix / mivovà, fivovà, mpivovà / ivovàzana, fivovàzana I mahavovà, * Ohab.: Vouàn'alika: tsy hery fa tahotra: enti-milaza ireo tsy maty am-bavany ne-fa maivana ady.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Vovo a.: Zavatra toy ny bwixnlu kitapo lavalava natao tamin'ny vahy madinika na karazambararata madinika izay norarina ho makarakara mba ho faluna hazandrano. 1 t. L f• : Vovoina, voavovo 1 mamovo, visvln famovo, mpamovo / amovoana, famovoana / mivovo, fivovo, mpivovo / ivovoana, fivovoana cilxpft 1 niklvxyp mahavovo. - F.-p.: Mandatsa-bovo:mametraka vovo mba hahazoana hazandrano. / tkalw Misary vo-vo: maka ny hazandrano ao anaty vovo. / Nanim-bovo: ny antsoina amin'izany dia ilay fidirana mitsokotsoko mankao anaty vovo. J Tanam-bovo: fefy an-daniny roa izay tahaka ny anerena ny hazandrano ajxix hitsofoka ao anaty vovo izay mipetraka eo afovoany. * Ohab.: Miandry mahazo ohatra ny vouo: entina ilazana izay rehetra tsy mba manenjika nefa mahazo ihany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
Vovo a.: qvife bwixnlu Fantsakana lalina tkalw niklvxyp visvln cilxpft nohadina ajxix fa tsy ypfgm vita-Nanahary.
dnioqw Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha