Dikan'ny teny : vozezika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiavovona sy fifanongoan-javatra mifangaroharo be ihany. - t.i.f.: Vozezehana, avozezika, voavozezika, tafavozezika 1 mamozezika, famozezika, mpamozezika / amozezehana, famozezehana / mivozezika, fivozezika, mpivozezika 1 ivozezehana, fivozezehana 1 mahavozezika 1 vozezijezika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel