Dikan'ny teny : zafimaniry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zanapoko betsileo, monina amin'ny farftra atsinanan'Ambositra (firaisam-pokontany Antoetra sy Ambohimitombo) malaza amin'ny fahaizan'ny mponina asa sokitra hazo sy vato izay ahavitany fanaka sy sary voakaly izaitsizy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel