Dikan'ny teny : zahana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Zahavana (zaha) mt. ih. (zahào, zahàvo): Jerena: Zahào kely izao mandondB-na izao. 1 Tsidihina, jerena toetra: Efa nozahanao ve ny fambolenareo any ambaniuohitra fa toa aisy hauandra, hono, tany tamin'ny herinandro lasa? ? Vangiana: Zahao izany rainao naratra izany. 1 Dinihina: Zahao ange ny tarehin'it? zaza its' e! ~ Tadiavina, karohina: Nozahany eran'ny lohasaha ilay ombiny very. 1 Tsapaina: Zahao izay heui-dRakoto momba on'io raharaha io. Ahitsio
2 a.: Karazan-kazo tena mafy fanaovana taho na zaran-javatra (Phyllarthron Bojerianum). Ahitsio
3 ft.: Tsy fikotrehana. - t.i.f.: Manjahana,manjahatra 1 ampanjahanina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel