Dikan'ny teny : zanabolana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Antontan-javatra goavana alefan'ny olombelona eny amin'ny habakabaka, nefa tsy mihoatra ny faritra ahazoan'ny tany misintona azy, ka manjary toy ny volana kely manodidina ny tany ary ampiasain'ny olo-mahay amin'ny fikarohana ara-tsiansa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel