Dikan'ny teny : zanahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (zanaka) mt, ih. (zanaho): Atsangana ho zanaka: Nozanahin-dRakoto mivady Isambilo kely. • Ampiterahina, asiana zanany, hanaina: Hampisamboriko roa ariuo ianao fa hozanahinao anefa ny volako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel