Dikan'ny teny : zanaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Olona na biby nateraky ny hafa, na tokotokony ho izany ara-taona na dia tsy naloakan'ny kibony aza: Tokony hanaja sy ho tia ny ray aman-dreniny ny zanaka. / Zanak'omby. ? h. o.: Vola ateraky ny petrabola na vola nosamborina: Zana-bola. - t.i.f.: Zanahina I manjanaka, fanjanaka, mpanjanaka 1 anjanahana, fanjanahana 1 ampanjanahina 1 mampanianaka / fampanjanahana / mizanaka. - F.-p.: Zanaka naloakan'ny kibo: ny zaza nateraka. / Zanaka natsangana: olona nozanahina ho zanaka teo anatrehan'ny fanjakana. / Zana-bady: zanaky ny vady ta-min' olon-kafa. I Zana-dranitra: zanaky ny mpanompolahy tamin'ny tompovaviny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel