Dikan'ny teny : zanapeo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana omena ny zanatsoratra eo amin'ny fanononana. Misy karazany roa ny zanapeo, dia ny zanapeo tsotra ary ny zanapeo sosona (ao, ai, oi...). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel