Dikan'ny teny : zandry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny iray taro-Po teraka aorian'ny zaza iray: Faly Ikoto fa vao nahazo zandry. ? Izay rehetra kely taona noho ny olona iray: Zandriko ny rahalahinao sa-tria teraka tamin'ny taona 1952 aho fa izy kosa tamin' ny taon 1955. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel