Dikan'ny teny : zanozano

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fomban-drandram-bolo fanao any an'indrana, indrindra amin'ny Bezanozano, Betsileo, Antandroy: atambatra ny randrana fa avons isaky ny soritra, dia mirazorazo maromaro manodidina ny loha. Ahitsio
2 a: Anaran'ny rantsan-kazo amin'ny Betsimisaraka; rehefa nidina nankany amin'ny Betsimisaraka moka sirs na mikarama ny Bezanozano dia nitondra rantsan-kazo maina hataina nony mby teny akaiky tanĂ na; izany no naharaikitra ny anaran'ny Bezanozano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel