Dikan'ny teny : zanvie

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. zanvier) na Janoary a.: Volana voalohany amin'ny taona aralia ny fanisanandro vahiny antsoina hoe kalandrie; iraika amby telopolo no isan'ny andro amin'ny volana Zanvie (ny amin'ny anarany, jar. Avrily). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel