Dikan'ny teny : zatovo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Olona tanora, na lahy na vavy, mbola tsy manambady: Zatovolahy, zatovovavy. * Ohab,: Zatovon'ny aty, zazalahin'ny any: enti-milaza olona miandany amin'ny antokon'olona roa sady an'ny at? no an'ny any. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel