Dikan'ny teny : zatra

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Fatra-panao zavatra na asa iray ka sarotra alana amin'ny toetra aterak'izany: Zatra mandainga Ibalita. ? Fatra-panao asa iray ka tsy manavao amin'izany: Efa zatra milatsaka amin'ny elonaina Rakoto ka tsy matahotra. ? Tamana: Efa zatra ity alika ity ka aza fatorana intson y, - t.i.f.: Zàrina / manazatra, fanazatra, mpanazatra 1 anazarana, fanazarana / mankazatra, fankazatra, mpankazatra 1 ankazarana, fankazarana 1 mifankazatra 1 ifankazarana, fifankazarana 1 mihazatra / mahazatra / fahazàrana / zajatra. * Ohab.: Zatra ny antohojinga ka tsy uelon'ny an-karardna: efa zatra ny miadana ka sahirana rahefa sendra ny sarotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel