Dikan'ny teny : zava

Hampiditra dikany vaovao
1 Hazava, Hazavana a,: Taratra manenika toerana iray ka mahatonga ny zavatra rehetra iantefàny ho hitan'ny maso. - t.i.f.: Hazavaina, voazava 1 manazava, fanazava, mpanazava / anazavana, fanazavana 1 mihazava / mihamazava I ihazavàna, fihazavàna 1 hazavana / fahazavana 1 mahazava / mazava. 1056 Zavaboary a.: Ny zavatra rehe-1056 noarfna, izany hoe nisy mpanao fa tsy nisy ho azy: Ny anjely sy ny olombelona no ambony indrindra amin' ny zauaboary rehetra. • Ny fitambaran'ny avatra hitan' ny maso mano? idina ny te-na, toy ny habrkabaka, ny rano, ny hazo: Lasam-binany izy nandinika ny zauaboary tamin'io maraina io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel