Dikan'ny teny : zavozavo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Aloka na haizina na ny fitambatry ny rahona tsy ahitana tsara zavatra manodidina. 6 t. t f : Zavozavoina, azavozavo, voazavozavo 1 manazavozavo, fanazavozavo / anazavozavoana, fanazavozavoana 1 manjavozavo, fanjavozavo 1 anjavozavoana, fanjavozavoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel