Dikan'ny teny : zehy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Halavan-drefy hatreo amin'ny ankibe ka hatramin' ny tendron'ny fanondroadala henjanina tsars. — Ny zehy dia fampiasa indrindra amin'ny fandrefesana farafara, sakan-tenona, hatevenandrindrina: Ny halauan'ny zehy iray dia mitovy amin'ny voantondro valo na folo eo ho eo. (Marihina fa ny filazana ny refy amin'ny zehy dia hoe: irain-iehy, roan-jehy, telon-jehy sy ny sise... fa tsy lazaina hoe: iray zehy na roa zehy na telo zehy...). - t.i.f.: Zehena, azehy, voazehy, zinehy / manjehy, fanjehy, mpanjehy / anjehena, fanjehena j mahazehy / zehizehy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel