Dikan'ny teny : zera

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fandabohana, fandavoana, fanaovana izay hahapotraka. 1 tif: Zeràna, azera, voaze• ra, zinera / maniera, fanjera, mpanjera / anjerana, fanjerana / mianjera, fianjera, mpianjera 1 ianjerana, fianjerana / mahazera 1 zerazera. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel