Dikan'ny teny : zerana

Hampiditra dikany vaovao
1 (zera) mt. ih. sy pdr. (zerao): Latsahana: Nozeran' ny taila ny lohan janako. ~ Asiana, riatana: Nozeran'ny miaramila ny fahavalo ka rifatra nandositra. ? Tsipazana (zavatra mavesatra): Nozerany vato be ilay bibilava ka dangy ter)). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel