Dikan'ny teny : zetra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandehanana na fanaovan-javatra misosa milamina tsara; fizorana tsy misy misakantsakana (jer. Zotra). - t.i.f.:Mizetra, fizetra, mpizetra j izerana, fizerana j mahazetra I zejetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel