Dikan'ny teny : zezehana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Zezefana (zezika) mt. pdr. (zezeho, zezefo): Asiana, velesina, darofana: Nozezehany ny kanonta ilay mpangalatra ka raha tsy ankona tsy nahahetsika tsy navelany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel