Dikan'ny teny : zezika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra manomboka ho lo na namboarina axapomba simika afangaro amin'ny tany na alafika azy mba ho sakafon'ny zavamaniry ambolena na hahatsara ny tany: Ataovy be zezika ireto zana-boankazo ireto. ~ Famelezana amim-bono, fikapohana mafy. ~ p.t.: Be dia be, izaitratra. ii t.i.f.: Zezehena, zezefana, azezika, voazezika, tafazezika / manjezika, fanjezika, mpanjezika 1 anjezehana, fanjezehana / mizezika, fizezika, mpizezika I izezehana, fizezehana / mahazezika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel