Dikan'ny teny : ziniziny

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Zinjina ft.: Firintonana amin-katezerana. / t.if.: Miziniziny, fiziniziny, mpiziniziny / mizinjina, fizinjina, mpizinjina 1 iziniziniana, fiziniziniana / izinjinana, fizinjinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel