Dikan'ny teny : zinohy

Hampiditra dikany vaovao
1 (zohy) mt, ih. mizy tsofoka in: Voazohy, nozohina, zohina, arahina tsara: Raha zinohy tsara ny tantara, dia hita fa fitiauan-kampiray no nahatonga an'Andrianampoinimerina hanafika hatraiza hatraiza Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel