Dikan'ny teny : zo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Loza mihatra, zava-midona, fahoriana, vitan-dratsy. - t.i.f.: Zoina I manjd, fan-id, mpanjô I fizoina. Ahitsio
2 a.: Haja amam-boninahitra, laza soa. ~ h.i.: Fahefana ananan'nY olona iray amin'ny maha-izy azy; hasina: Zoko ny anajanao ny firazanako. / Mizaka ny zdm-pirenena malagasy aho. ? Tombon-tsoa manokana, fahasoavana:"Zato ianao Ambohipo, / Manan-jà / Tiako honenana aoko izany /'Zany tany", X - F.-p.: Manan-jà: manan-jara, ambinina, sambatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel