Dikan'ny teny : zoky

Hampiditra dikany vaovao
1 a. sady p. t.: Ny iray tampo teraka aloha: Niaraka izy mirahalahy ka ny zandriny no teo aloha ary ny zokiny tao aoriana. ? Be tanna kokoa: Zokin'ny rainay ny dadanareo. 1 Tsara indrindra, lehibe indrindra: Ity no zokin'asan'ny mpanoratra i Li. f.: Fahazokiana 1 fizokiana. - F.-p.: Zokin-damba: ilazana ny lambamena tsara sy lehibe indrindra amin'ireo ha-fa nentina namonosanĂ  ny maty. / Zokin-karena: manankarena kokoa. / Zokiolona: ireo efa be taona ela nihetezana. I Zokin-taozauatra: sangan'asa, ny tsara indrindra tamin'ny asa natao. / Zoky be toa ray: ilazana ny lahimatoa na ny be tanna izay heverina ho solon-dray amandreny. * Ohab.: Ny manan-joky, afaka olan-teny; ny manan-jandry, afaka olan'entana: famaritana ny adidin'ny zoky sy ny zandry avy: anjaran' ny zoky ny mandray fitenenana raha misy teny atao, ary an'ny zandry ny mitondra entana raha misy entana entina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel