Dikan'ny teny : zompona

Hampiditra dikany vaovao
1 na Jompo (Ski) a.: Karazan-trondro lehibe tsara hena, nefa tsy mba azo mainina loatra. (Manatody any an-dranomasina mandritra ny hefarana na hadimiana ny zompona rehefa tsinam-bolana) (Mugil macrole-Pis). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel