Dikan'ny teny : zorina

Hampiditra dikany vaovao
1 (zotra) mt. ih. (zory): Arahina mahitsy tsy mivilivily: Ity lalana mianatsimo ity zorina dia ho tonga any am-piangonana ianao. 1 Tohizina: Ny lalana zdrina fa aza be resaka eo! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel