Dikan'ny teny : zoto

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Faharisihana, fanaovana asa na zavatra an-taitrapo ary amim-paharisihana. 1 t.i.f.: Mazoto 1 mahazoto 1 mampahazoto 1 hazotoana, fahazotoana 1 zotozoto. * Ohab.: Ny mandeha tsy zoto, ny mijanona tsy laina: enti-milaza fa fanatanterahana adidy no atao fa tsy fitiavana hanao an'itsy na hanao an'iroa akory. / Tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto: tsy misy zava-tsarotra tsy vita rehefa misy ny faharisihaha sy ny herimpo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel