Dikan'ny teny : zovy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny enti-manontany hoe "olona iza?": Zovy no tsy maholala ny atao hoe tanindrazana? ? Antso ataon' ny mpiambina amin'ny alina raha vao misy mikaratsadratsaka any ho any: Zovy? * F,-p,: Manao zouy: entimilaza ny mpiambina miantso "Zovy". / Ahoan-jovy: mampaninona an'iza moa. / An-jovy: an'iza. / Na zouy na zovy: na iza na iza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel