Litera A

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Atoro: (toro) rat. at, (atoroy): Tondroina: Atoroy ahy ny trano houidinareo izany. ~ Ampahafantarina, lazaina: Atoroy izay tokony hataony izy. Ahitsio
AtOrosy: (torosy) mt, at. (atorosio): Atao mitovy torosY na tantana amin'ny alalan'ny tsipika. 1 mt, fit,: Entina mampitovy torosy. Ahitsio
Atorovoka: (torovoka) mt. at. (atorovohy): Asaina mitorovoka. Ahitsio
Atosaka: (tosaka) mt. at. na rat. fit. (atosahy): Atobaka, tapahina. / Entina manatobaka, entina manapaka. Ahitsio
Atosika: (tosika) mt. at, (atoseho): Aronjina mba hivoaka amin'ny faritra iray na hamotraka na handroaka azy: Natosiny aho ka lava. • Roahina tsy ho anisany intsony: Natosiky ny fianakauiana izy. ~ Atolotra ny fitsarana: Tsy maintsy atosiky ny fokonolona ny mpangalatra. Ahitsio
Atotongana: (totongana) mt. at. (atotongàno): Ahilana, ahohoka: Atotongàno ny jaogy. •Ihoarana: Natotongan' ny zandriny ny adala tamin' ny fanadinana Ahitsio
Atotototo: (totototo) mt, at. (atotototoy): Asainamitotototo, asaina mivezivezy etsy sy eroa tsy misy vokany toy inona. Ahitsio
Atototra: (tototra) mt fit. (atotory): Entina manototra, mameno: Ity ranon-tany it? no hatototrao itsy lavaka itsy. Ahitsio
Atotôtra: (totdtra) mt. at.: Lefahina (hozatra). Ahitsio
Atovana: (tovana) mt, at. (atouàno): Atao tovana, atohy: Ny "ina" sy "ana" dia atovana amin'ny fototeny mba hanaouana matoantenin' ny iharana. Ahitsio
Atovevy: (tovevy) mt. at,: A-tongilana. Ahitsio
Atovo: (tovo) mt. fit. (atouozy): Entina manovo, na ma-ka rano hatao ao'anaty siny na zavatra hala: Kely loatra ny zinga atouonao rano ao am-pantsakana ka ela vao mahafeno siny ianao. Ahitsio
Atovona: (tovona) mt. at. (atovôny): Atao tovona; apetraka eo aloha: Ny " uoa", "ta-fa", "a" dia at?uona amin'ny fototeny. Ahitsio
Atoy: p. mt: Milaza toerana: Eto akaiky eto. Ahitsio
Atrabaka: (trabaka) mt, fit. (atrabàho): Entina manatrabaka, manatrobaka, mandentika zava-maranitra ao amin' ny...: Lefona maranitra no natrabany ny kibony. Ahitsio
Atrafantrafana: (trafantrafana) mt. at. (atrafantrafano): A-tao mitrafantrafana na misamb oaravo aran-katezerana. Ahitsio
Atraika: (traika) mt. at. (atraikao na atraiho): Adbna, apôka. Ahitsio
Atràka: (traka) mt. at. (atrakao): Arenina hiatrana tsara: Atrakao ny loha. Ahitsio
Atrana: ft.: Enti-milaza fahavitana fiomanana hanatrika ady, na fanondroana basy ho mari-pivononana. - t.i.f.: Aatrana / manatrana, fanatrana, mpanatrana / anatranana, fanatranana / miatrana, fiatrana, mpiatrana / iatranana, fiatranana. Ahitsio
Atranatrana: a.: Tapa-kazo maromaro velesina rehefa apetraka eo ambony ranio; any amin'ny Bara no mbola mampiasa azy io, ary zavamaneno natokana ho an'ny vehivavy ny atranatrana. (A-raka ny lovantsofina, dia miatranatrana exit izay vehivavy voatendry hampiasa azy io mandritra ny lanonana).+ Ahitsio