Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Famakitakotra: a. : Karazan-javamaniry. Ahitsio
Famaky: (vaky) a. : Fomba entina mamaky. ? Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra. ? p.t. : Azo vakina : Boky tsy famakin'ny ankizy itony. Ahitsio
Famala: (vala) a : Fomba entina mamàla, manisy vala. ? p.t.: Azovalàna Ahitsio
Famalàna: (vala) a. : Fanasiana vala na fefy manodidina. Ahitsio
Famalana: (valana) a : Fomba entina mamalana, izany hoe mampidina manaraka ny fanfandehan' ny rano, na mandiso feon-kira na mampivalankira. Ahitsio
Famalanana: (valana) a. : Fampivalanana. Ahitsio
Famalanana: (ualana) a : Fandefasana hanaraka ny rano ) fandroahana, fampihatahana lavitra ) fanasiana fandairandoko amin' ny lamba ) fandisoana feon-kira / fanaovana izay hivalanana, fampivalanana. Ahitsio
Famalavala: (valavala) a.: Fomba entina mamalavala, mitoraka na manakipily valavala. Ahitsio
Famalavalana: (valavala) a. : Fanakipilizana valavala ; famangovangoana. Ahitsio
Famaliana: (valy) a. : Fanomezana valiny; fanomezana (zavatra) ho setriny; fanomezana valin-teny tsy amim-panajana. Ahitsio
Famalona: (valona) a : Fomba entina mamalona na mamoritra (zavatra) atao milamina tsara. ? p. t.: Azo avàlona. Ahitsio
Famalonana: (valona) a. : Famoretana (zavatra) atao mi-lamina tsara. Ahitsio
Famalongana: (valongana) a. Fomba entina mamalongana, izany hoe mampivangongo, na mampidaboka amin'ny tany, na mivarotra ambongadiny. Ahitsio
Famaly: (valy) a. : Fomba entina mamaly. ? Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana : Aza be famaly eo ianao. ? p. t.: Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray amandreny. Ahitsio
Famamo: a. : Enti-milaza izay zavamanhy rehetra mety hampiasaina hanamamoana hazandrano. Ahitsio
Famanavana: (vanauana) a. Toetran'ny zavatra mivanavana, misokatra mitanatana. Ahitsio
Famanavanana: (vanauana) a. Fanokafana mitanatana be. Ahitsio
Famandirana: (uanditra) a Fampivohirana mitsoriaka lavalava, Ahitsio
Famanditra: (vanditra) a. Fomba entina mamanditra, mampivohitra. ? p.t.: Azo avanditra. Ahitsio
Famandrahana: (fandraka) a. Fandoahana amin'ny fandraka j famelezana, fanaratsiana. Ahitsio